IVL16

TOKO IV - IVL16 Ankadifotsy

Manomboka eto dia i Bebe no ho voateniteny matetika satria arak’izay nambara tarý aloha, i Dadabe miverina manohy ny asa aman-draharahany any Ambodiangezoka, dia miakatra sy midina matetitetika eo fa i Bebe no mitoetra maharitra eto an-drenivohitra ; izy kosa indray, midina sy miakatra no ataony, saingy mahalankalana kokoa izany. Eto dia mbola isaorana feno Andriamanitra noho ny fitahiany mahasoa satria nandritra izany vanim-potoana faharoan’ny fiaimpiainan’izy mivady izany dia tsy mba nandrenesana feo hoe : marary mafy, hono, ny anankiray ka “miakara faingana ianao, na, midìna faingana ianao hikarakara ny tsy salama !”

Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire
 

"Tsy tsara raha irery ..."

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site